Teny iditra mikenonkenona (kenonkenona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikarakara ny raharaha madinidinika ao an-tokantrano [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikenonkenona
Ny lasa : nikenonkenona
Ny hoavy : hikenonkenona
Filaza mandidy : mikenonkenòna

Teny iditra mikenonkenòna (kenonkenona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikenonkenona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20