Teny iditra mijoro (joro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsangana mahitsy tsara: Aza mijoro eo am-baravarana eo fotsiny ianao
Miorina: Efa mijoro izao ny fikambanan' ny mpampiasa fiarakaretsaka [1.1]
Ohatra 
1Nahoana hianao no dia mijoro? [2.69]
2ny tamboho sisa no mijoro ao. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijoro
Ny lasa : nijoro
Ny hoavy : hijoro
Filaza mandidy : mijoroa

Teny iditra mijoro (joro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Mivavaka, mitsodrano [1.78]
 Mivavaka [1.1]

Teny iditra mijoro (joro)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Debout [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09