Teny iditra mihandrona (handrona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mijanona tsy mivoaka fa mitoby fotsiny, monina: Mihandrona eto an-tokotany ny rano
Mipetraka tsy miteraka, tsy mitombo: Loza fa vola dimy alina ny ahy no mihandrona amin' ity raharaha ity
Matoritory, tsy maty tsy velona: Mihandrona ny varotra amin' izao fotoana izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be stagnant, to be motionless [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être stagnant, rester là longtemps [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihandrona
Ny lasa : nihandrona
Ny hoavy : hihandrona
Filaza mandidy : mihandròna
Kamban-teny 

Teny iditra mihandròna (handrona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihandrona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20