Teny iditra mihamatanjaka (matanjaka (tanjaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To become strong gradually [1.2]
Ohatra Mihamatanjaka sy mihalehibe any an'efitra ny zanany, dia lasa izy ka tsy miverina intsony. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20