Teny iditra mihalevona (levona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay S'amenuiser, se consumer [1.66]
Ohatra 
1Ny harena azo tsy an-drariny, mihalevona [2.996]
2Mihakely ny fidiram-bola (La rentrée d'argent s'amenuise) [1.66]
3Ny hevitry ny anarana hoe « Kiliona » dia « mihalevona », ary « Malona » dia « farofy. [1.38]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihalevona
Ny lasa : nihalevona
Ny hoavy : hihalevona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20