Teny iditra mihalana (halana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misy halana, mipetraka ambony halana: Miloloha siny tsy mihalana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Having a halana under [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihalana
Ny lasa : nihalana
Ny hoavy : hihalana
Filaza mandidy : mihalàna
Kamban-teny 

Teny iditra mihalàna (halana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihalana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20