Teny iditra mihaka (haka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihaza hazandrano any anaty lava-bato amin' ny fitsindrona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihaka
Ny lasa : nihaka
Ny hoavy : hihaka
Filaza mandidy : mihakà

Teny iditra mihaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Midona [1.78]

Teny iditra mihakà (haka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaka [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31