Teny iditra mifoaba (foaba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitrerona, minaonaona foana, mikafara foana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifoaba
Ny lasa : nifoaba
Ny hoavy : hifoaba
Filaza mandidy : mifoa

Teny iditra mifoabà (foaba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifoaba [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20