Teny iditra mifanjofo (jofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miady mikatroka: Nifanjofo tao atsimon-trano ny mpianatra amin' ny lakilasy roa
Mifamely: Mifanjofo daka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanjofo
Ny lasa : nifanjofo
Ny hoavy : hifanjofo
Filaza mandidy : mifanjofoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20