Entrée mifaninona (inona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Manontany ny fifandraisana ara-pihavanana misy amin' ny olona roa: Nifaninona moa Andrianjafy sy Andrianampoinimerina
Morphologie 
mifaninona
nifaninona
hifaninona

Mis à jour le 2020/07/31