|
|
|
|

Teny iditra1  mifandao (lao)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  3  Izaho vary ary hianao rano an-tsaha tsy mifandao an-tanána tsy misaraka fa isak'izay mihaona fitia vaovao ihany. [2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20