|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mifampitolona |
| Fototeny | 2 tolona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 se battre, se saisir avec les bras
[1.3] |
| Tovy hevitra | 5 mitolona |
| Mpanahaka | 6 manao balahazo, 7 miady, 8 miambàkana, 9 mifamatraka, 10 mifamira, 11 mifamofoka, 12 mifampionkina, 13 mifampitangazona, 14 mifanakodia, 15 mifanakorofoka, 16 mifanala fihina, 17 mifanao taingim-bozona, 18 mifanao taribaniana, 19 mifandaraboka, 20 mifandatsa-boa, 21 mifandray, 22 mifandrangotra, 23 mifandria-damba, 24 mifandriro-bolo, 25 mifandrirotra, 26 mifandronjina, 27 mifandrozona, 28 mifanenda, 29 mifanongana, 30 mipaka |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 32 mifampitoloña |
| Fototeny | 33 toloña |
| Sokajin-teny | 34 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
35 [Bezanozano] mifamely
[1.78] |
| Fivaditsoratra | mifampitoloña, mifampitolona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/27 |
|