Teny iditra midonana-poana
Singan-teny midonanaka ; foana
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: kamo
Ohatra 
1Tsy misy mahazo midonana-poana, hoy izy isaky ny mamory olona mikabary. [2.472]
2Iraho izy hiasa, mba tsy hipetraka midonana-poana; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/14