Teny iditra | midonaka (donaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mivoaka setroka: Midonaka izany afo izany [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To give off smoke [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Donner de la fumée [1.8] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny midonaka io | ||||||
Fivaditsoratra | Ikomandà, mandoaky, mandokay, manidoka, midanoka, midonaka, mikadoña, mikodàna |
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/12 |