Teny iditra | mibontsina (bontsina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mizihitra: Efa nibontsina ve ilay baolina? Mihalehibe kibo (enti-milaza zazavavy bevohoka ivelan' ny fanambadiana) Mirehareha, manao azy ho zavatra: Mibontsina aoka izany Rabe hatramin' ny nahafahany fanadinana [1.1] | ||||||||
Mizihitra [1.13] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Gonfler [1.13] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | mibontsìna (bontsina) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibontsina | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Fivaditsoratra | mibontsina, tsinombina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |