Teny iditra mibohaka (bohaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mibontsina ho ngeza, misavovona be: Mibohaka be ireto sesi-kidoro ireto
Migaragara sy mivaha ho azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se dilater, se soulever, être élastique ; fig. être prodigue [1.3]
Ohatra Sao fohy loatra ity tanany, ry Nenibe, hoy ì Voahirana, ndeha hatao ilay mibohaka eto antenantenany. [2.895]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibohaka
Ny lasa : nibohaka
Ny hoavy : hibohaka
Filaza mandidy : mibohafa
Ohabolana 

Teny iditra mibohaka (bohaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To wear the hair in plaits in the manner of the bohaka; to be disheveled, as the hair in mourning. Same as mirakaraka. See raka [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09