Teny iditra mirakaraka (rakaraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitondra volo tsy voarandrana: Nirakaraka volo Rasoa nivoaha ny trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be in a dishevelled state. [1.2]
 To be disorderly (of the hair) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Avoir les cheveux en désordre, décoiffé, ébouriffé [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirakaraka
Ny lasa : nirakaraka
Ny hoavy : hirakaraka

Teny iditra mirakaraka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Mitsiry, misandrahaka [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20