Teny iditra |
mibika
(bika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manombana, mijery bikan' olona na zavatra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To observe, to inspect, to examine minutely, to notice one's appearance or shape. [1.2]
|
| To look at oneself in a mirror [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se regarder dans un miroir [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mibika |
Ny lasa : |
nibika |
Ny hoavy : |
hibika |
Filaza mandidy : |
mibikà |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mibikà
(bika)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibika
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|