Teny iditra mibehambehana (behambehana (behana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miseho ho makadiry na lehibe eny eo am-pijoroana na eo am-pandehanana: Voalohany ny anao lahy ka nibehambehana aoka izany
Manakantsakana ny hafa rehefa mandeha: Mibehambehana erý ilay sakaiza iny rehefa mandeha, ohatra ny azy irery iny ny arabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To walk by lifting up the feet high [1.2]
Ohatra hoy Ingahy Ramiandrisoa, mibehambehana eran' ny trano. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibehambehana
Ny lasa : nibehambehana
Ny hoavy : hibehambehana
Filaza mandidy : mibehambehàna

Teny iditra mibehambehàna (behambehana (behana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibehambehana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20