Teny iditra |
mibadabada
(badabada (bada))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
Mipentsompentsona, mivatsavatsa [1.78]
|
| Miakanakana rehefa miteny ka tsy mazava izay lazaina: Mibadabada matetika ny zazakely latsaka ny roa taona Miraiki-dela rehefa miteny ka miambatrambatra: Mibadabada Rajao rehefa miteny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To express one's self incoherently; to blab, to betray secrets. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Parler avec incohérence, confusément [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mibadabada |
Ny lasa : |
nibadabada |
Ny hoavy : |
hibadabada |
Filaza mandidy : |
mibadabadà |
|
|
Teny iditra |
mibadabadà
(badabada (bada))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibadabada
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|