Teny iditra | miavom-bava | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mampiseho avona amin' ny fiteny, amin' ny teny avoakan' ny vava [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To be insolent, to use high words [1.2] | |
Teny fotony | miavona, vava | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27 |
![]() |