Entrée miantso tody (antso, tody)
Partie du discours locution
Explications en malgache manana alahelo aman' olona noho ny ratsy nataony tamin' ny tena, ka mirary an' io ratsy io hihatra aminy ihany koa [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31