Teny iditra | miala nenina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manao izay rehetra azo atao mba tsy hisian' ny nenina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To re-assure one's conscience; to prevent subsequent regret by making the best use of one's opportunities; to work off remorse by penitence. [1.2] | |
To do everything possible so that one will have no regrets later [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Faire tout son possible pour éviter des regrets possibles [1.8] | |
Teny fotony | miala, nenina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09 |
![]() |