Teny iditra |
miahonahona
(ahonahona (ahona))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitovy amin' ny Miahanahana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be foolish, to be silly. See afitra, ahana, ahona, ahotra. [1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miahonahona |
Ny lasa : |
niahonahona |
Ny hoavy : |
hiahonahona |
Filaza mandidy : |
miahonahòna |
|
|
Teny iditra |
miahonahòna
(ahonahona (ahona))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miahonahona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|