|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  miafana
Fototeny  2  afa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena
Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra
Ohatra  5  Niempaka ny molotro nony niafana ny fanaviako [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  miafa

Teny iditra (2/3)10  miafana
Fototeny  11  afana
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.2] to be purified; to be sprinkled with the water in the ceremony of the afana
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3] se purifier, recevoir l'aspersion, prendre un bain, etc.
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)19  miana
Fototeny  20  afana
Sokajin-teny  21  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miafana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  22  [1.2]

Fivaditsoratra  23  afanaim, amafany, anafiam, famanay, iafanam, manafay, manafia, miafana, miafàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08