Teny iditra | miadokadoka (adokadoka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miedinedina, maneho hakevohana amin' ny fiteny sy ny fihetsika, miajokajoka [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Etre fier, affecté [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |