Teny iditra | adokadoka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Avonavona aseho amin' ny fihetsiky ny loha sy ny famindra, na amin' ny tomba fiteny mizahozaho na milohaloha [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Hauteur, fierté; recherche dans le port, la démarche, la parole [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |