Teny iditra maty an-karanana
Singan-teny maty ; haranana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny atody tsy foy na dia efa namantsika aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ maty an-karanany ] Dead in the shell; come to naught, never got going [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ maty an-karanany ] Projet avorté, mort dans l'oeuf [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28