Teny iditra mason' andro anio
Singan-teny maso ; andro ; anio
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny andro itenenana, enti-milaza indrindra fa manomboka amin' io fotoana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22