Entrée masinaty
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Misy fofona miverina avy any amin' ny vavony, toy ny maimbo rezatra [Rajemisa 1985]
Explications en français avoir des renvois d'estomac [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Analogues  dimpoana ~ fenofeno ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ mihoaka ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salontsolonina ~ salosonina ~ ta-handoa

Mis à jour le 2020/07/31