Teny iditra masaka ifotony
Singan-teny masaka ; ifotony
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza voankazo masaka hatreny am-potony fa tsy mba naotrika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of fruits that are allowed to ripen on the trees in contradistinction to artificial ripening. Compare otrika [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Se dit des fruits qu'on laisse mûrir sur pied, par opposition à ceux qu'on fait mûrir artificiellement [1.3]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17