Entrée marofy (rofy)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Marary, voan' ny aretina: Salama tsy marofy izahay rehetra [1.1]
Explications en anglais ill, feeble [1.7]
Explications en français débile, maladif [1.8]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent marofy
Passé narofy
Futur harofy
Dérivés 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry. [2.996]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20