Teny iditra marin-drano
Singan-teny marin- (marina) ; rano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin' ny vohon' ny rano monina
Anambarana fa tena marina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Level like water [1.7]
Fanazavàna teny frantsay De niveau comme l'eau [1.8]
Ohatra 
1Vato mizana azo ahetsika (eo amin'ny 1 kilao eo) marina ny lanja raha mijanona marindrano tsara ny hazo [2.424]
2Ny antoky ny loharanom-bola ilain' ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana hampandehanan-draharaha sy hanatontosany ny lahasam-pamokarana dia mametraka olana marindrano. [4.27]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20