Teny iditra | marary mafy | |
Singan-teny | marary ; mafy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahamay, mangotrakotraka, mihonaka, mandrenoka, mandranoka, very saina, tsy mahalala olona [1.1] | |
Fivaditsoratra | mamarifary, marary mafy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |