Teny iditra marani-tsaina
Singan-teny maranitra ; saina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mahataka-javatra sy haingam-piheverana amin' ny mety hatao; matsilo saina, malaky mahataka-javatra [1.1]
Ohatra nefa raha tsy mpianatra tena maranitsaina tokoa, dia tsy antonona ny hankany. [2.332]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25