Teny iditra | mantamanta (manta) | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy dia tena manta Tsy vita tsara tanteraka: Asa mantamanta Tsy nomasahana tsara, tsy nalaina ambony tsy nalaina ambany, tsy nodinihina tsara: Hevitra mantamanta [1.1] | ||
Ohatra | Ingahy Ravelo koa olona mantamanta vava sy tsy mifidy teny havoaka izay, ka nisy tokoa ny tsy tia azy tao an-tanàna.
[2.472] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mantamanta io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |