|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manta
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny fameno :
5  Anarana :
6  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7  Enti-milaza zavatra tsy nandrahoina, tsy masaka: Misy, hono, olona mihinan-kena monta
8  Mbola maitso, tsy matoy: Tsy fioty ny voankazo raha manta [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  uncooked; unripe [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  cru, pas mûr [1.8]
11  (toute l'île) cru, mais pour les fruits : immature, pas encore mûr. Exemple : « Mbola manta ny paiso » (Malzac) : les pêches ne sont pas encore mûres. Se dit aussi pour les grains de riz, etc. [1.196]
Ohatra  12  ny menaky ny ainy, ny vady tiany, ny mpiara-monina fizana ny manta sy ny masaka. [2.470]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny manta io

Teny iditra (2/2)19  manta
Sokajin-teny  20  anarana
Voambolana  21  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Fanazavàna teny frantsay  22  Nom d'une plante dont on compare les fruits à de petites bananes immatures : Aerangis citrata (Thouars) Schltr. (Orchidaceae). Les fleurs, fraîches ou sèches, sont employées en infusions très parfumées. Riches en coumarines. Cette boisson passe pour améliorer l'état des hypertendus. On l'administre surtout aux hommes après la cinquantaine. [Betsimisaraka] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14