Teny iditra 1/3 manontona (tontona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manakapoka, manintsana: Manontona tsihy
Mikapoka na mandona amin-javatra: Manontona ny lamba sasana
Manampy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manontona
Ny lasa : nanontona
Ny hoavy : hanontona
Filaza mandidy : manonna
Tovy hevitra manatontona

Teny iditra 2/3 manontòna (tontona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manontona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra 3/3 manontona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-javamaniry toy ny Ramilamina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de tontona : action d'exprimer, ou d'essorrer). Nom donné à plusieurs petites plantes aquatiques flottantes. Notamment : Lemna minor L. et Lemna paucicostata Hegelm. (Araceae), les « lentilles d'eau ». Azolla pinnata R.Br. (Salviniaceae). Cette dernière encore appelée ramilamina (Malzac). On exprime le suc de ces petites plantes nageantes, il contient de nombreux infusoires, des Diatomées, etc. On lui prête des vertus rafraîchissantes et il est administré à des malades fébricitants. Mais cette pratique n'est pas sans danger, les eaux pouvant être polluées. [1.196]
Anarana siantifika Azolla pinnata, Lemna minor, Lemna paucicostata
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20