Teny iditra (1/2) | 1 manonkona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manisy honkona, na anjonjany (vy boribory itsofohan' ny zaran' antsy na zaram-pangady): Manonkona tehina |
Fototeny | 4 honkona |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 manonkòna |
Sokajin-teny | 10 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonkona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3] |
Fototeny | 13 honkona |
Fivaditsoratra | 14 anonkonam, manonkona, manonkòna, nanokonam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/09 |
![]() |