Teny iditra | manolo-tsaina | |
Singan-teny | manolotra ; saina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manoro hevitra na mampiseho izay heveriny ho mety amin' ny tokony hatao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To give advice [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Conseiller [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25 |