Teny iditra manohantohana (tohantohana (tohana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manisy zavatra miaro tsy hianjera na hirona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manohantohana
Ny lasa : nanohantohana
Ny hoavy : hanohantohana
Filaza mandidy : manohantohàna

Teny iditra manohantohàna (tohantohana (tohana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manohantohana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31