Teny iditra manjanona (janona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampitokona: Nanajanona ny fiarany teo afovoan-dalana izy ka voasazy
Mampiato, tsy mamela hanohy: Tongany mpampianatra nanajanona ny ady hevitra fa saika nivadika ho zavatra hafa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manjanona
Ny lasa : nanjanona
Ny hoavy : hanjanona
Filaza mandidy : manjanòna
Tovy hevitra manajanona

Teny iditra manjanòna (janona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjanona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20