Teny iditra maningina (tsingina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mametaka firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra na hampitohy azy amin' ny vifotsy hafa [1.1]
 Mamitika, manakambana metaly roa mitovy na tsia amin'ny alalan'ny fanatsonehana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Souder [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maningina
Ny lasa : naningina
Ny hoavy : haningina
Filaza mandidy : maningìna

Teny iditra maningìna (tsingina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maningina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20