|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maningana
Fototeny  2 singana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manavaka, manova singana
5 Tsy manao ohatra ny be sy ny maro, miavaka: Mahagaga kosa fa maningana amin' ny mpianatra rehetra Isambilo
6 Tsy mitovy amin' ny rehetra: Matetika amin' ny tapirahalahy na mpianadahy no misy iray maningana ka tsy tafita amin' ny fianarana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Faire aller seul, isoler, dépareiller, rendre impair; aller seul, se séparer, faire bande à part: Aza maningana amin' ny be sy ny maro (Ne faites pas bande à part, ne vous distinguez pas des autres par des excentricités) [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  maningàna
Fototeny  13 singana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maningana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 manangañy, 16 manganìna, manganina, maningàna, maningana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13