Teny iditra |
manindrana
(indrana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha akaikin' ny...; mandeha manaraka ny sisin' ny [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Aller à côté de [1.3]
|
Ohatra | Afa-tsy ny ranonorana, dia manindrana ranomasina tsy latsaka ny folo siny isan-tsegondra izao izahay, ary mbola ho fanampin' izany ny hatsiaka sy ny rivotra manempotra tsy azo iainana.
[2.471]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manindrana |
Ny lasa : |
nanindrana |
Ny hoavy : |
hanindrana |
Filaza mandidy : |
manindràna |
|
|
Teny iditra |
manindràna
(indrana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manindrana
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|