Teny iditra | manindao | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Halavan-drefy hatreo amin' ny loha tondro havia ka hatramin' ny soroka havanana (mitovy amin' ny dimanjehy ary manakaiky ny iray metatra vazaha) [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A yard and a span, from the end of one shoulder across the breast to the tip of the fingers. [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Depuis le bout des doigts jusqu' à l' épaule de l' autre bras, la main étant ouverte et le bras allongé [2.415] | ||||||||
Voambolana | Toerana | ||||||||
Teny iditra | manindao (indao) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitondra homba ny tena, mifaoka, mipaoka: Avy ny rivotra dia nanindao ny tafon'ny tranonay [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To take, to carry [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Emporter, entraîner [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manindao io | ||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |