Teny iditra mangehy (gehy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifehy mafy, manery, mitazona, mangeboka
Mitovy hevitra: mamatotra ~ mambeda ~ mamehy ~ mamia ~ mamihina ~ mangaika ~ mangeja ~ mangia ~ manohona ~ mibeda [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To hold something fast, to tie, to bind. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangehy
Ny lasa : nangehy
Ny hoavy : hangehy
Filaza mandidy : mangeheza

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20