Teny iditra | mangia (gia) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamihina mafy amin' ny rantsantanana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Same as mangaika [1.2] | ||||||||
To squeeze, to compress [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Serrer, étreindre [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | managia | ||||||||
Fivaditsoratra | Imanga, mainga, mangia, migana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |