|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mangarina
Fototeny  2  harina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Tambahoaka] manery fary
5  [1.1] manolana (fary) hanaovana siramamy
6  [1.1] [Betsimisaraka] Mitoto fary hanaovana betsabetsa
Voambolana  7  Toe-karena: hanina
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  mangarìna
Fototeny  13  harina
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangarina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]

Fivaditsoratra  17  angarinam, mangarìna, mangarina, mangirana, niangaram, ramangina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05