Teny iditra mangala-belirano
Singan-teny mangalatra ; velirano
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mivadika
Ohatra Ireo kosa didy mahatapa-doha amin' ny fanjakana: (1) ny mikomy; (2) ny manera vadin' andriana; (3) ny manao lefom-pohy; (4) ny mandrendri-bahoaka; (5) ny manani-drova; (6) ny mamono olona; (7) ny mangala-belirano; (8) ny mangala-kasé [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25